<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 49:25 | Even by the |
Avy amin' ny Andriamanitry ny rainao, ka Izy hamonjy anao avy amin' ny Tsitoha, ka Izy hitahy anao: Dia fitahiana avy amin' ny lanitra any ambony, sy fitahiana avy amin' ny lalina, izay mamitsaka any ambany, ary fitahiana avy amin' ny nono sy ny kibo. | Avy any amin' Andriamanitry ny rainao - hitahy anao anie izy! Sy avy any amin' ilay mahefa ny zavatra rehetra - hanisy soa anao anie izy! No hahazoanao ny tso-drano avy amin' ny lanitra ambony, Ny tso-drano avy amin' ny hantsana lalina ambany, Ny tso-drano avy amin' ny nono aman-kibon-dreny, | par le |