<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 50:5 | My father made me swear, saying, Lo, I die: in my grave which I have digged for me in the land of |
Ny raiko efa nampianiana ahy ka nanao hoe: Indro, ho faty aho; koa ao amin' ny fasako, izay nohadiko ho ahy any amin' ny tany Kanana, dia ao no andeveno ahy. Koa ankehitriny, trarantitra ianao, aoka aho hiakatra handevina ny raiko, dia hiverina atý indray. | Nasain' ikaky nianiana aho, nataony hoe: Indro ho faty aho, ka any amin' ny fasana nohadiko ho ahy any amin' ny tany Kanaana no handevenanao ahy. Ka mba te-hiakatra any aho handevina ny raiko ary mbola hiverina indray. | mon père m' a fait prêter ce serment : Je vais mourir, m' a-t-il dit, j' ai un tombeau que je me suis creusé au pays de |