<-
->

Jer / Jr 3:17 At that time they shall call Jerusalem the throne of the Lord; and all the nations shall be gathered unto it, to the name of the Lord, to Jerusalem: neither shall they walk any more after the imagination of their evil heart. Amin' izany andro izany no hanononana an' i Jerosalema hoe Seza fiandrianan' i Jehovah; Ary hivory any ny jentilisa rehetra noho ny anaran' i Jehovah any Jerosalema, ary izy tsy handeha intsony araka ny ditry ny fo ratsiny. Amin' izany andro izany Jerosalema hantsoina hoe: ny seza fiandrianan' ny Tompo! Ary ny firenena rehetra hivory ao Jerosalema, amin' ny anaran' ny Tompo, fa tsy hanaraka ny ditran' ny fony ratsy intsony izy. En ce temps-là, on appellera Jérusalem : "Trône de Yahvé"; toutes les nations convergeront vers elle, vers le nom de Yahvé, à Jérusalem, et elles ne suivront plus l' obstination de leur coeur mauvais.