<-
->

Jer / Jr 31:20 Is Ephraim my dear son? is he a pleasant child? for since I spake against him, I do earnestly remember him still: therefore my bowels are troubled for him; I will surely have mercy upon him, saith the Lord. Zanako mahafinaritra va Efraima, zaza malalako va izy, no dia fatra-pahatsiaro azy isaky ny mitezitra azy Aho? Noho izany dia onena azy ny foko; Hamindra fo aminy tokoa Aho, hoy Jehovah. Moa zanaka malala loatra ho ahy va Efraima, zanaka mahazo tombom-pitia? fa isaky ny miteny mamely azy aho, dia mba mahatsiaro azy ihany indray; ka mangotika ny atiko noho ny aminy. Eny hamindra fo aminy aho. - Teny marin' ny Tompo. Ephraïm est-il donc pour moi un fils si cher, un enfant tellement préféré, que chaque fois que j' en parle je veuille encore me souvenir de lui? C' est pour cela que mes entrailles s'émeuvent pour lui, que pour lui déborde ma tendresse, oracle de Yahvé.