<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 4:5 | Declare ye in |
Ambaraonareo ao amin' ny Joda, ary torio ao Jerosalema, ka ataovy hoe: Tsofy ao amin' ny tany ny anjomara; Miantsoantsoa mafy, ka ataovy hoe: Mivoria ianareo, ka andeha isika hiditra amin' ny tanàna mimanda. | Torio any Jodà, ary ambarao any Jerosalema, lazao, mitsofa anjomara ao amin' ny tany, ary manaova antso avo, ka lazao hoe: Mivoria hianareo, ary andao hiditra amin' ny tanàna mimanda! | Publiez-le dans |