<-
->

Jer / Jr 41:1 Now it came to pass in the seventh month, that Ishmael the son of Nethaniah the son of Elishama, of the seed royal, and the princes of the king, even ten men with him, came unto Gedaliah the son of Ahikam to Mizpah; and there they did eat bread together in Mizpah. Ary tamin' ny volana fahafito dia tonga tany amin' i Gedalia, zanak' i Ahikama, tao Mizpa Isimaela, zanak' i Netania, zanak' i Elisama, taranaky ny mpanjaka, sy ny mpanapaky ny mpanjaka; ary nisy folo lahy niaraka taminy; ary niara-nihinan-kanina tao Mizpa izy. Nony tamin' ny volana fahafito, tonga tao amin' i Godoliasa zanak' i Ahikama tao Masfà, Ismaely zanak' i Nataniasa zanak' i Elisama, taranak' andriana, nomban' ireo andriambaventin' ny mpanjaka sy olona folo lahy koa dia niara-nihinana tao Masfà izy ireo. Or au septième mois, Yishmaèl, fils de Netanya, fils d' Elishama, qui était de souche royale, vint avec des grands du roi et dix hommes trouver Godolias, fils d' Ahiqam, à Miçpa. Et tandis qu' ils prenaient ensemble leur repas, là, à Miçpa,