<-
->

Jer / Jr 48:36 Therefore mine heart shall sound for Moab like pipes, and mine heart shall sound like pipes for the men of Kirheres: because the riches that he hath gotten are perished. Ary noho izany ny foko dia mitomany manao feon-tsodina noho ny amin' i Moaba, ary ny foko mitomany manao feon-tsodina noho ny amin' ny mponina ao Kira-haresa. Eny, noho izany dia levona ny harena be izay nohariny. Koa mitaraina hoatra ny sodina ny foko, noho ny amin' i Moaba; eny, ny foko, noho ny amin' ny mponina ao Kri-Heresa, mitaraina hoatra ny sodina. Koa very avokoa izay tombony efa azony. Aussi mon coeur hulule sur Moab à la manière des flûtes; mon coeur hulule sur les gens de Qir-Hérès à la manière des flûtes; parce qu' il est perdu, le trésor amassé!