<-
->

Jer / Jr 50:33 Thus saith the Lord of hosts; The children of Israel and the children of Judah were oppressed together: and all that took them captives held them fast; they refused to let them go. Izao no lazain' i Jehovah, Tompon' ny maro: Niara-nampahorina ny Zanak' Isiraely sy ny taranak' i Joda; Ary izay rehetra namabo azy dia mihazona azy mafy ka tsy mety mandefa azy. Izao no lazain' ny Tompon' ny tafika: Ampahorina ny zanak' Israely mbamin' ny zanak' i Jodà miaraka aminy koa; mitana azy avokoa izy nitondra azy ho babo fa tsy mety mandefa azy. Ainsi parle Yahvé Sabaot Les enfants d' Israël sont opprimés et les enfants de Juda avec eux , tous ceux qui les ont faits captifs les tiennent, ils refusent de les lâcher.