<-
->

Jer / Jr 7:32 Therefore, behold, the days come, saith the Lord, that it shall no more be called Tophet, nor the valley of the son of Hinnom, but the valley of slaughter: for they shall bury in Tophet, till there be no place. Koa, indro, avy ny andro, hoy Jehovah, izay tsy hanaovana azy intsony hoe Tofeta, na Lohasahan' ny taranak' i Hinoma, fa Lohasaha Famonoana kosa. Ary any Tofeta aza no handevenana noho ny hateren' ny tany. Noho izany, indro tamy ny andro, - teny marin' ny Tompo, izay tsy hanaovana hoe Tofeta na lohasahan' ny zanak' i Hinnoma intsony, fa hoe "Lohasaha famonoana" kosa, ary any Tofeta aza no handevenana, noho ny hateren' ny tany! Aussi voici venir des jours oracle de Yahvé où l' on ne dira plus Tophèt ni vallée de Ben-Hinnom, mais vallée du Carnage. On enterrera alors à Tophèt, faute de place;