<-
->

Nom / Fan 17:4 And thou shalt lay them up in the tabernacle of the congregation before the testimony, where I will meet with you. Ary nalain' i Eleazara mpisorona ny fitondran' afo varahina, izay efa nanateran' ireo olona may ireo, ka nofisahiny ho takelaka hapetaka amin' ny alitara Dia nalain' i Eleazara mpisorona ny fanembohana varahina naterin' ireo olona levon' ny afo, ka nofisahiny ho takelaka handrakofana ny otely. Éléazar, le prêtre, prit les encensoirs de bronze qu' avaient apportés les hommes que le feu avait détruits. On les battit en plaques pour recouvrir l' autel.