<-
->

Nom / Fan 3:4 And Nadab and Abihu died before the Lord, when they offered strange fire before the Lord, in the wilderness of Sinai, and they had no children: and Eleazar and Ithamar ministered in the priest' s office in the sight of Aaron their father. Fa maty teo anatrehan' i Jehovah Nadaba sy Abiho tamin' izy nanatitra afo tsy izy teo anatrehan' i Jehovah tany an-efitr' i Sinay, sady samy tsy nanan-janaka izy mirahalahy; ary Eleazara sy Itamara no nanao fisoronana teo anatrehan' i Arona rainy. Nadaba sy Abiò dia maty teo anatrehan' ny Tompo tamin' izy nanatitra afo hafa teo anatrehan' ny Tompo tany an' efitra Sinaia: tsy nanan-janaka izy ireo. Nadab et Abihu moururent devant Yahvé, dans le désert du Sinaï, lorsqu' ils présentèrent devant lui un feu irrégulier. Ils n' avaient pas eu d' enfants, et c' est Éléazar et Itamar qui exercèrent le sacerdoce en présence d' Aaron leur père.