<-
->

Nom / Fan 7:23 And for a sacrifice of peace offerings, two oxen, five rams, five he goats, five lambs of the first year: this was the offering of Nethaneel the son of Zuar. ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak' ondry dimy izay iray taona; ireo no fanatitr' i Netanela, zanak' i Zoara. ary omby roa, ondralahy dimy, osilahy dimy, zanak' ondry, dimy, efa iray taona, ho sorom-pihavanana. Ireo no fanatitr' i Natanaela zanak' i Soara. et pour le sacrifice de communion, deux boeufs, cinq béliers, cinq boucs, cinq agneaux d' un an. Telle fut l' offrande de Netanéel, fils de Çuar.