<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 7:3 | And they brought their offering before the |
Ary izy ireo nitondra ny fanatiny teo anatrehan' i Jehovah, dia sariety enina mirakotra sy omby roa ambin' ny folo, dia sariety iray no avy amin' ny lohan' ny firenena roa, ary omby iray avy; dia nitondra ireo teo anoloan' ny tabernakely izy. | Nentiny teo anatrehan' ny Tompo ny fanatiny; sarety mirakotra enina, ary omby roa ambin' ny folo, izany hoe: sarety iray no avy amin' ny filohany roa, ary omby iray avy amin' ny filohany iray. Teo anoloan' ny Fonenana no nanolorany an' ireo. | Ils conduisirent leur offrande devant |
![]() |