Proverbes : ambentinteny

Proverbe2752 Jamba mitso-drano : ny mahiratra ho an' olona no ambentin-teny . [Rinara 1974 #1545]

Proverbe7655 Tsy mety raha manao andevovavy may trano : ny trano may tsy hitany, fa "Maty aho varin- -janako !". [Cousins 1871 #3433]
Tsy mety raha manao ankizivavy may trano , ka ny trano may tsy hitany fa ny may ao ny varin- -janako no ambentin-teny . [Rinara 1974]

Index