| Index | 
 | ||||||||||||||||||||
| Proverbes : anamalaho | |||||||||||||||||||||
| Proverbe 1 | Anamalahon' Ambanidia : takalo kely no ananana azy.  [2.415 #5249, 2.653 #156] Anantsongan' Ambanidia : takalo kely no ananana azy. [2.558 #200] | ||||||||||||||||||||
| Traduction française | Plantes potagères d' Ambanidia : on les obtient par de petits échanges. [2.415 #5249] | ||||||||||||||||||||
| Interprétation française | Se disait des petites attentions réciproques qui entretiennent l' amitié. [2.415 #5249] | ||||||||||||||||||||
| Proverbe 2 | Raha sery ho Raha sery ho vitan' ny anamalaho ihany, nahoana no mitady vantotr' akoho ho sahirana? [2.415 #2822] Raha sery vitan' anamalaho, aza amonoana Sery vitan' anamalaho ka handaniana vantotr' akoho. [1.1] Sery vitan' ny anamalaho, ka no hamonoana | ||||||||||||||||||||
| Interprétation malgache | Nampiasain' ny Ntaolo ho ody sery ny anamalaho noho izy mafanafana ka raha mbola misy anamalaho koa, naleony nitsitsy nanao ro misy anamalaho toy izay namono vantotr' akoho. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Traduction française | Si c'est un rhume que la plante anamalaho peut guérir, pourquoi chercher un poulet et se donner tant de peine? [2.415 #2822] | ||||||||||||||||||||
| Interprétation française | Il faut proportionner les remèdes aux maux à guérir. [2.415 #2822] | ||||||||||||||||||||
| Index | 
 | ||||||||||||||||||||
|   |