Proverbes : ando

Proverbe2982 Lalana afaka ando : diavin' ny osa. [Houlder 1895 #906]
Lalana afak' ando , diavin' ny osa . [Cousins 1871 #1300, Rinara 1974]
Lalan' afak' ando diavin' ny osa . [Veyrières 1913 #772]
Traduction française Sentier dont la rosée est tombée : les faibles peuvent y passer. [Veyrières 1913 #772]
Un chemin où il n' y a plus de rosée: il est suivi par les poltrons. [Houlder 1895]
Interprétation française Les forts ouvrent le passage aux faibles. [Veyrières 1913 #772]
Quelqu' un y ayant déjà passé, ils n' ont plus peur. [Houlder 1895]

Proverbe4935 Ny andon' ny lanitra sy ny tsiron' ny tany anie homba anao lalandava. [Rajemisa 1985]
Interprétation malgache Teny enti-milaza tsodranom-pitahiana, noho ny ando mahatsara ny zavamaniry fa tsy mba manimba azy toy ny fanala. [Rajemisa 1985]

Index