Index |
|
|
|
|
|
Proverbes : faritana
|
| |
|
Proverbe | |
Didiana tsy ary somaka ; farafarana tsy ary voatana. [Veyrières 1913 #3639]
Didiana, tsy ary somaka; faritana, tsy ary mitovy. [Veyrières 1913 #3639, Cousins 1871 #839]
Didiana, tsy ary somaka; faritana, tsy ary voatana. [Veyrières 1913 #3639, Rinara 1974 #984, Cousins 1871 #839]
Didian-tsy ary somàka; faritana tsy ary voatana. [Houlder 1895]
Didian-tsy ary somàka; faritana tsy mitovy. [Houlder 1895]
|
Traduction française | |
On coupe, c' est irrégulier; on limite, c' est inégal. [Houlder 1895]
On ne sait pas comment faire : défendre de faire la convention, on n' en voit pas encore l' inconvénient ; la faire on n' est pas sûr de la tenir. [Veyrières 1913 #3639]
|
Interprétation française | |
Cette expression se disait d' une convention sans témoins, sans formalités : elle n'a pas sa forme complète. [Veyrières 1913 #3639]
|
| |
|
Proverbe | |
Ny ampitso tsy mba azo faritana fa an-Janahary. [Rinara 1974 #2863]
|
| |
|
Proverbe | |
Ny faritan' ny maso sarotra atao an-trotroana. [Rinara 1974 #2971]
| |
|
|
Index |
|
|
|