|
|
|
|

Entrée1  mitovy
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  tovy
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Tous les mots composés  8  22 mots contenant mitovy
Explications en malgache  9  [1.1] Mifanabaka, mifandraika, mifanaraka ny endrika na ny habe: Mitovy izy mirahalahy ireo
Sahala, saingy misy maha-samy hafa azy kely ihany ireo teny roa ireo: ny "Sahala" dia enti-milaza indrindra fitoviam-bidy, lanja: Sahala ny anjaran' izy mirahalahy, fa ny "Mitovy" kosa dia fifanahafan' endrika na bika indrindra: Mitovy ny tarehin' izy mirahalahy.
10  [1.13] karaha, sahala; mifanaraka
Explications en français  11  [1.13] pareil; conforme
Analogues  12  sahala, tsy misy valaka, tsy misy ivoasana, tsy misy hafa, kapoka iray, katroka iray, lasitra iray, tsy misy fankaiza, gamatra, navela tao, sahy mitahy, mifandanja, mifanentana, mifamatra, mifanerana, toy ny, tahaka ny, toa, ohatra, toraka, mova tsy, mahatoraka ny, mahaleo ny, tsy ambaka noho ny, tsy latsa-danja noho ny, vakin-tsaonjo roa, angady mondro sy reniakoho
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot mitovy

Mis à jour le 2025/08/10