Index

Proverbes : kakazo

Proverbe Kakazo mandry tsy velezim-baratra. [Samson 1965 #K6]

Proverbe Kakazo maro tanantanana tsy ilatsaha-mananika. [Samson 1965 #K10]

Proverbe Kakazo mirona tsy lavon-drivotra. [Houlder 1895]
Interprétation malgache Hazo mirona tsy lavon-drivotra. [Houlder 1895]

Proverbe Kakazo nanihim posa : ny dian-tanany arahin’ ny tongony. [Samson 1965]

Proverbe Kakazo nititezim-barika : tsy ary voatety aby. [Samson 1965 #K8]

Proverbe Kakazo tokana tsy ala; tondro tokana tsy mahazo hao. [Samson 1965 #K9]

Index