Index

Proverbes : mahary

Proverbe E! Andriamanitra nahary tongotra aman-tanana. [Veyrières 1913 #25]
Zanahary nahary tongotra aman-tanana. [Veyrières 1913 #25]
Traduction française Ô Dieu qui nous avez créés, pieds et mains. [Veyrières 1913]

Proverbe Haitraitra an' olombelona, fa ny didy an' Andriamanitra. [Rajemisa 1985]
Haitraitra an' olombelona, zaka an' ny Nahary, fa Andriamanitra ihany no tompon' ny didy. [Rinara 1974 #84]
Haitraitra no an' olombelona, fa ny didy an' Andriamanitra. [Veyrières 1913 #26]
Haitraitran’ olombelona zaka-Nanahary, fa Andriamanitra ihany no mandidy. [Cousins 1871, Nicol 1935]
Haitraitr' olombelona, zaka-Nanahary, fa Andriamanitra ihany no mandidy. [Houlder 1895 #28]
Haitraitr' olombelona zakana Nahary, fa Andriamanitra no mandidy. [Veyrières 1913 #26]
Interprétation malgache Fikasana no an' olombelona fa Andriamanitra no mandidy izay zavatra ho tonga. [Rajemisa 1985]
Traduction française Dieu supporte les caprices de l' homme, car Lui seul gouverne. [Houlder 1895 #28]
Le caprice des hommes est sous le contrôle du Créateur, car Dieu seul commande. [Veyrières 1913 #26]
L’homme propose et Dieu dispose. [Veyrières 1913 #41, Nicol 1935 #53]

Proverbe Zaza mahary tanàna. [Veyrières 1913]
Traduction française C' est un enfant qui peut courir seul dans le village. [Veyrières 1913 #1551]

Index