Index

Proverbes : mampandihy

Proverbe Aza mila voa tsy ary, toy ny mpisikidy mampandihy ny marary. [Houlder 1895 #36]
Mpisikidy mila voatsiary : ny marary indray no ampandihizina. [Cousins 1871 #1989]
Toy ny mpisikidy mila voatsiary : ny marary no ampandihizina. [Cousins 1871 #3215]
Traduction française Ne demandez pas l' impossible comme le devin voulant faire danser le malade (avant de lui prédire son rétablissement). [Houlder 1895]

Proverbe Hianao tady mampandihy ny sangodina indray ve no ho tapaka? [Rinara 1974]

Proverbe Lambo mampandihy zanaka ka ny an' ny tena tsy mba ratsy. [Rinara 1974 #1718]

Proverbe Mampandihy zaza balana : ny hafa zahany. [Samson 1965]
Mampandihy zaza balaña: hafa ñy mampandihy an' azy ka hafa ñy zahany. [Houlder 1895]
Interprétation malgache Mampandihy zaza dongadonga: ny hafa no mampandihy azy ka ny hafa no jereny. [Houlder 1895]

Proverbe Tsy mampandihy ampela. [Veyrières 1913 #2926]
Traduction française Femme en deuil ne fait pas danser le fuseau. [Veyrières 1913 #2926]
Interprétation française Pendant le deuil on ne filait pas. [Veyrières 1913 #2926]

Index