Index

Proverbes : mateza

Proverbe Mateza lelafina tahaka ny rira. [Rajemisa 1985]
Interprétation malgache Enti-milaza zavatra izay tsy mba lanilany haingana foana fa akana tsikelikely ka mahalava ny faharetany (matetika dia ilazana zava-tsoa kendrena mba haharitra io ohabolana io). [Rajemisa 1985]

Proverbe Tsy misy mateza milevina hoatry ny voalavo ; fa raha mitranga izy, dia hanin' ny saka. [Veyrières 1913 #6258]
Tsy misy mateza milevina ohatra ny voalavo; fa raha mitranga izy, dia hanin' ny saka. [Houlder 1895]
Tsy misy mateza milevina ohatra ny voalavo, fa raha mitranga lanin' ny saka. [Rinara 1974]
Traduction française Aucun animal ne reste aussi longtemps enterré qu' un rat, mais quand il sort de son trou, il est pourtant mangé par le chat. [Houlder 1895]
Il n' y a pas d' animal qui reste enterré comme un rat, mais lorsqu' il sort de son trou, il est mangé par le chat. [Veyrières 1913 #6258]

Index