Entrée amponga
Partie du discours   nom
Définition malgache   Karazana vata miendrika kodiarana misy hoditra voahenjana ny lafiny roa, izay velezina amin' ny hazo kely atao hoe fivety, ka mahatonga feo mikarantsana na midobodoboka. [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   a drum [Richardson 1885, Hallanger 1973]
Traduction française   tambour [Hallanger 1974, SLP: Voambolana]
Vocabulaire  
Dérivations  
Citations  
Analogie   ampongabe ~ ampongakely ~ ampongalahy ~ ampongatapaka ~ detra ~ hazolahy ~ langoroany

Entrée amponga
Partie du discours   nom
Définition malgache   Bibin-tsaonjo [Tanosy] [Rakotosaona 1972]
Vocabulaire  

Mis à jour le 2011/02/05