Index

Proverbes : mitete

Proverbe Novoriana tamin' ny makarakara, ka nitsika (nitete) tamin' ny loadoaka. [Rinara 1974 #182]

Proverbe Orana ve izany ka hitete aty an-tampon' i Midongy! [Rinara 1974]

Proverbe Toy ny trano vaky vovonana ka mitondra teny mivoaka. [Houlder 1895 #551, Cousins 1871 #3242, Rajemisa 1985]
Toy ny trano vaky vovonana : ka mitondra teny mivoaka ary ny mitete ambiny ihany. [Rinara 1974 #4345]
Interprétation malgache Ilazana izay tsy mahatam-bava ka milazalaza any ivelany izay tsy tokony ho fantatry ny olona. [Rajemisa 1985]
Traduction française Semblable à une maison ouverte par le faîte et qui laisse échapper les paroles (dites à l' intérieur). [Houlder 1895]

Proverbe Varandrin-drano ny fanahy : tsy ialan’ ny mitete. [Samson 1965 #V24]

Index