Index

Proverbes : mivelona

Proverbe Angaha parasy no hivelona amim-bahiny ? [Rinara 1974]
Ny parasy no mivelona amin' ny vahiny. [Houlder 1895 #2159, Veyrières 1913 #1684]
Traduction française Ce sont les puces qui vivent sur les étrangers. [Veyrières 1913 #1684, Houlder 1895]
Interprétation française Il ne faut pas faire comme elles. [Veyrières 1913 #1684]
Les gens ne doivent pas faire de même. [Houlder 1895]

Proverbe Aza manao toy ny lalitra mitsentsitra maso didy, ka hivelona amin' ny ranomason' olona. [Veyrières 1913 #706]
Traduction française Ne faites pas comme la mouche qui suce un oeil chassieux et se nourrit de ses larmes. [Veyrières 1913]
Interprétation française Il ne faut pas s' enrichir des dépouilles des petits, ni faire du mal aux malheureux. [Veyrières 1913 #706]

Proverbe Mitady hivelona amin’ ny ran’ ny sasany ohatra ny moka mitsentsitra. [Nicol 1935]
Traduction française Se nourrir du sang d’autrui comme le moustique qui suce. [Nicol 1935 #62]

Proverbe Nahoana no dia mitady hivelona amy ny ran’ ny sasany, ohatra ny moka mitsentsitra ? [Cousins 1871]
Nahoana no dia mitady hivelona amin' ny ran' ny hafa ohatra ny moka ? [Rinara 1974]
Nahoana no dia mitady hivelona amin' ny ran' ny sasany, hoatry ny moka mitsentsitra ? [Veyrières 1913 #725]
Traduction française Pourquoi donc chercher à vivre du sang des autres comme les moustiques qui sucent le sang ? [Veyrières 1913 #725]

Proverbe Nahoana no dia mitady hivelona amy ny ranomason’ olona, ohatra ny lalitra mitsentsitra ny maso didy ? [Cousins 1871]
Nahoana no dia mitady hivelona amin' ny ranomason' olona tahaka ny lalitra mitsetsitra maso didy ? [Rinara 1974]

Index