| Index |
| ||||||||||||||||||||
| Proverbes : ondrilahy | |||||||||||||||||||||
| Proverbe 1 | Hafahafa ohatra ny adin' ondrilahy : Hafahafa, ohatra ny adin' ondrilahy: hihorehana, tsy misy milanja; avela ihany, mifamaky loha. [2.653] Mahasalasala ohatra ny adin' ondrilahy: Mahasalasala toa adin' ondrilahy : | ||||||||||||||||||||
| Traduction française | Rendre perplexe, comme un combat de béliers: on les excite, ils ne bougent pas (litt. ne se soulèvent pas l' un l' autre); on les laisse tranquilles, ils se brisent la tête. [2.165] | ||||||||||||||||||||
| Proverbe 2 | Toy ny ondrilahy diso ketsa : tsy mifanitsy amy ny itadiavana azy. [2.653]
Toy ny ondrilahy diso ketsa : tsy mifanitsy amin' ny itadiavana azy. [2.415 #3148] | ||||||||||||||||||||
| Traduction française | C' est comme un mouton qui a manqué l' époque du repiquage : cela ne concorde pas avec le moment où on en a besoin. [2.415 #3148] | ||||||||||||||||||||
| Interprétation française | Se disait de ce qui ne vient pas à temps ; à l' époque du repiquage on tuait un mouton pour nourrir les ouvriers. [2.415 #3148] | ||||||||||||||||||||
| Proverbe 3 | Tsy mety raha atao ondrilahy tsindrim-barotra, ka lehibe fa tsy mba lohany. [2.558 #4584]
Tsy mety raha atao ondrilahy tsindrim-barotra : lehibe tsy mba lohany. [2.653 #3404] | ||||||||||||||||||||
| Index |
| ||||||||||||||||||||
|
|