|
|
|
|

Entrée (1/2)1 mangatsiaka
Radical  2hatsiaka
Partie du discours  3 adjectif
Explications en malgache  4 Mamanala, manaikitra, mamirifiry: Mangatsiaka ny andro rehefa ririnina
Tsy mafana, antara: Mangatsiaka ny kafe
Tsy misy hafanana, tsy mirehidrehitra: Nangatsiaka ny fifandraisanay tao ho ao izay
Mahatsiaro hatsiaka: Mangatsiaka aho fa rakofy bodofotsy
Matimaty, matoritory: Mangatsiaka ny fivavahana amin' itý faritany itý [1.1]
Explications en anglais  5 cold [1.2, 1.7]
6 chilly, frigid. [1.2]
Explications en français  7 froid [1.8]
Exemples  8 Vary mangatsiaka sisa nihinanantsika omaly izao no nohaninay, dia lasa izahay, fa tsy nitoetra akory. [2.324]
9 Tsy ela kosa dia nentin-dRasoa avy any, amin' ny zinga lava taho, ny rano mangatsiaka mangalahala. [2.470]
Morphologie 
10 Présent :
11 Passé :
12 Futur :
Analogues  13 antaravelona, 14 havandralatsaka, 15 jihitra, 16 mamirifiry, 17 manara, 18 manarandefona, 19 mangintsy, 20 mangintsina, 21 mangintsingintsina, 22 marikoditra, 23 mifihifihy, 24 mitsangambolo, 25 mivihivihy, 26 ngoly, 27 saronara, 28 sarotinkatsiaka
Tous les mots composés  297 combinaisons de ce mot
Proverbes  30 Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2)31 Mangatsiaka
Mots élémentaires  32mangatsiaka
Partie du discours  33 nom propre (toponyme) [Liste complète]
Explications en français  34 petite rivière de la préfecture de Fort-Dauphin qui se jette dans le lac Anony [1.11]
Vocabulaire  35 Géographie: rivières, lacs

Anagrammes  36 Mangatsiaka, mangatsiaka

Mis à jour le 2025/11/02