Entrée (1/2) | 1 mandinika |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 dinika |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mamerina mitsako indray ny ahitra efa natelina: Ny omby dia anisan' ny biby mandinika |
Explications en anglais |
5 [1.2, 1.7] to chew the cud 6 [1.2] to ruminate |
Explications en français |
7 [1.8] ruminer |
Exemples |
8 [2.113#] ary io no mandinika ny asa iombonana;
9 [2.471#] Sady mandinika ahy izy no mihery ny sary. |
Morphologie |
|
Tous les mots composés |
|
Vocabulaire | 15 Zoologie: (en général) |
Entrée (2/2) | 16 mandinika |
Partie du discours | 17 verbe actif |
Radical | 18 dinika |
Explications en malgache |
19 [1.1] Mamakafaka, mihevijavatra, mamadibadika, maka ambony maka ambany: Mbola handinika aho aloha vao afaka hanapa-kevitra Mijery ela, manombantombana: Nandinika an' ilay zaza teo Rakoto no niditra Rabe |
Explications en anglais |
20 [1.2] to scrutinize closely, to admonish minutely, to specify, to relate individually, to particularize to investigate, to pry into 21 [1.7] to examine carefully |
Explications en français |
22 [1.8] examiner |
Exemples |
23 [2.470] Mivandraka ny valin-drihana hatrany izy, raha mandinika izany rehetra izany.
|
Morphologie |
|
Analogues | 28 mihevitra, mieritreritra, misaina, maka saina, mitady ny antony, maka fototra, mamotopototra, mamakafaka, manadihady, mitaratara, mamadibadika, mamolavola, mandanjalanja, mitsako, mitsakotsako, maka ambony maka ambany |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |