Entrée eo
Partie du discours   adverbe [liste]
Définition malgache   Milaza toerana akaiky taza-maso ka tondroina, mifamaly amin' ny ao raha tsy taza-maso fa takona: Apetraho eo ambony latabatra ny bokinao. (Apetraho ao an' efitra avaratra ny bokinao)
¶ Matetika no azo averina indroa, aloha sy aorian' ny anarana tondroiny, ny eo: Mipetraha eo ambony seza eo, ary raha milaza ny lasa ny fehezan-teny dia tovonana t izy: Niresaka teo izahay anikeheo [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   here (in sight) [Hallanger 1973]
Traduction française   ici (visible) [Hallanger 1974]
Dérivations  
Morphologie  
eo
teo
ho eo
Mots composés, titres, noms  
Analogie   etỳ ~ eto ~ eo ~ etsy ~ eny ~ eroa ~ erỳ
   atỳ ~ ato ~ ao ~ atsy ~ any ~ aroa ~ arỳ

Mis à jour le 2017/06/15