|
|
|
|

Entrée (1/11)1  arỳ
Partie du discours  2  adverbe [Liste complète]
Morphologie 
3  Présent :
4  Passé :
5  Futur :
Dérivés 
6  Verbes actifs :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  12  [1.1] Enti-milaza toerana sady tsy hita no lavitra: arỳ andrefan'ny sekoly no mipetraka izahay.
Explications en anglais  13  [1.2] there, yonder, signifying a distant place not seen.
14  [1.7] there far away (not in sight)
Explications en français  15  [1.3] là, là-bas, désigne une chose éloignée ou qu’on ne voit pas
16  [1.8] là-bas (loin, pas visible)
Vocabulaire  17  Espace
Analogues  18  ety, eto, eo, etsy, eny, eroa, ery, aty, ato, ao, atsy, any, aroa, ary

Entrée (2/11)19  ary
Partie du discours  20  conjonction [Liste complète]
Tous les mots composés 
Explications en malgache  22  [1.1] Entina mampitohy ny anarana na ny mpamaritra anarana na ny matoanteny voalaza farany amin' ireo eo aloha raha ohatra ka misy maro voatanisa: Ny akoho sy ny vorona ary ny ondry. / Vizana sy reraka ary kivy irahay nony tafaverina tsy naharo na inona na inona. / Mihinana sy misotro ary mandihy
Mampitohy fehezankevitra na fehezanteny anankiroa: Miteny ny mpampianatra ary mihaino ny mpianatra
Mampitohy ny fehezankevitra farany amin' ilay voalohany amin' ny ady lojika: Manidina ny vorona rehetra, ary vorona ny akoho, koa amin' izany manidina ny akoho
Explications en anglais  23  [1.2] and. Generally used after two or more nouns connected by sy, the last of the series being connected by ary. It is like the word and used in commencing English sentences.
24  [1.7] and; in an enumeration sy is used after the first several words and àry before the last one. Ny vy sy ny varàhina àry ny firaka: iron and copper and lead
Explications en français  25  [1.8] et; se met devant le dernier mot d'une énumération, dont les autres mots sont précédés de sy. Ny vy sy ny varàhina àry ny firaka: le fer et le cuivre et le plomb

Entrée (3/11)26  àry
Partie du discours  27  adverbe [Liste complète]
Tous les mots composés 
Explications en malgache  29  [1.1] Enti-milaza fehinteny na misolo fehin-teny mihitsy ara: Raha izany àry no izy, inona indray no hitadiavantsika vavolombelona? / Andeha àry isika, anaka
Explications en anglais  30  [1.2] then, as aoka ary, Well then, be it so: Ataovy àry, Do it then. It can easily be distinguished from the conjunction ary by never being the first word of a sentence.
Explications en français  31  [1.3] donc. Aoka àry (Soit!) Andeha àry (Hé bien, partez!) Ataovy àry (Faites donc!)
32  [1.5] donc

Entrée (4/11)33  ary
Partie du discours  34  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  35  [1.78] [Betsimisaraka] any

Entrée (5/11)36  ary
Partie du discours  37  adjectif
Morphologie 
38  Simple :
39  Futur :
Dérivés 
40  Verbes actifs :
41  Verbes relatifs :
42  Noms :
Tous les mots composés  43  15 mots contenant ary
Explications en malgache  44  [1.1] Misy: Ary isika noho ny fahefan'ny mpahary
Manana: Efa ary nify ny zanako
Explications en anglais  45  [1.2] existed, formed, produced; being.
46  [1.7] made, created, brought into being
Explications en français  47  [1.3, 1.8] créé, qui existe

Entrée (6/11)48  ary
Partie du discours  49  nom
Dérivés 
50  Verbes actifs :
51  Noms :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  54  [1.1] Enti-milaza fanipazana, tsy fiheverana zavatra tsy tiana intsony
Explications en français  55  [1.3, 1.5] action de rejeter
56  [1.3] action d'abandonner, de perdre
57  [1.14] action de jeter. Variant: are

Entrée (7/11)58  ary
Partie du discours  59  nom
Explications en malgache  60  [1.1] taova iray tarika amin'ny mosavin-kena ka mandevona ireo faikafaika avy amin'ny fiasan'ny tena entin'ny ra ao aminy
Explications en anglais  61  [1.2] the milt, the spleen. Ary is the root, but it is never used alone, but always with the suffix pronoun.
Explications en français  62  [1.3] la rate
Vocabulaire  63  Biologie
Analogues  64  arinkena

Entrée (8/11)65  ary
Partie du discours  66  nom
Explications en malgache  67  [1.78] [Tambahoaka] nonon'omby, tohatra

Entrée (9/11)68  ary
Partie du discours  69  nom
Explications en malgache  70  [1.78] [Taimoro] fiverenana ilalana

Entrée (10/11)71  ary
Partie du discours  72  nom
Tous les mots composés 
Explications en français  75  [1.196] Action de suinter, de perdre de l'eau, de laisser écouler la sève. On dit, par exemple : manary rano pour les bois qui suintent beaucoup lorsqu'ils sont coupés . manary rano-batsy : laisser écouler sa sève, comme le font certains bourgeons, ex. ceux des palmiers, quand on les perce. manary ronono : sécréter du latex.
 : Ficus sp. ; également appelé ary-voara [Taisaka]
(contraction de arina) Bridelia tulasneana Baill. (Euphorbiaceae). [Taimoro]
76  [Taisaka]
Vocabulaire  77  Botanique
Nom scientifique 

Entrée (11/11)79  ary
Partie du discours  80  nom
Explications en malgache  81  [1.1] jereo ariary

Anagrammes  82  ari, arỳ, àry, ary, irà, ira, ray, ria

Mis à jour le 2025/08/10