|
|
|
|

Entrée (1/4)1  fo
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Taova vongana iray ao anaty tratra havia, azo heverina ho fototry ny aina noho izy mampandeha ny ra eran' ny tena amin' ny fitepony tsy an-kijanona: Lehibe ohatra ny totohondrin' ny tsirairay hono ny fon' olombelona. (Misy tsipika lempona iray mizara ny fo ho ilany havia sy havanana, izay misaraka tsy misy ifandraisany, fa ny ilany iray avy kosa indray samy mizara roa ahitana sofimpo ambony ary vatampo ambany, ka ireo efitra ambony sy ambany ireo no mifandray amin' ny alalan' ny valviola izay tsy mamela ny ra hiverin-dalana
Explications en anglais  4  [1.2] the heart (physical)
5  [1.7] the heart
Explications en français  6  [1.3, 1.8, 1.13] coeur
7  [1.3] intérieur, moelle de certaines plantes
8  [1.196] (tous les dialectes) Sens général : le coeur, les organes internes, la matrice quand il s'agit des femmes ; pour les plantes : nom de la moelle quand elle est particulièrement légère et molle. On les emploie pour bourrer les coussins, pour faire des compresses, etc.
Morphologie 
9  Simple :
10  Préfixée :
Tous les mots composés  11  28 mots contenant fo
Vocabulaire  12  Biologie 13  Botanique: (en général)
Proverbes  14  Proverbes contenant le mot fo

Entrée (2/4)15  fo
Partie du discours  16  nom
Explications en malgache  17  [1.1] Foiben' ny fihetseham-panahy tsaroan' ny olombelona rehefa faly na malahelo na matahotra na mangoraka, na tia na mankahala...: Olona mora entin' ny fo ny Malagasy
Explications en anglais  18  [1.2] the heart (moral); the will, sentiment, desire; intention, disposition
Explications en français  19  [1.3] volonté, courage, désir, intention
Morphologie 
20  Simple :
21  Préfixée :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Noms :
Adjectifs :
Adverbes :
Tous les mots composés  28  109 mots contenant fo
Vocabulaire  29  Emotions
Proverbes  30  Proverbes contenant le mot fo
Article  31  Randzavola: fo ao amin' ny Baiboly

Entrée (3/4)32  fo
Partie du discours  33  adverbe [Liste complète]
Explications en anglais  34  [1.2] foana [Provincial]

Entrée (4/4)35  fo~
Partie du discours  36  préfixe [Liste complète]
Explications en malgache  37  [1.1] Tovona fanaovana fototeny faharoa milaza habetsahana: forehitra (rehitra), foretsika (retsika),
Explications en français  38  [1.12] préfixe qu'on trouve dans la composition de racines secondaires: forehitra (rehitra), foretsika (retsika), forofotra (rofotra)

Mis à jour le 2025/09/13