|
|
|
|

Entrée1 maitsomanana
Mots élémentaires  2maitso, 3manana
Partie du discours  4 nom
Explications en malgache  5 Karazam-bakana [1.1]
Explications en français  6 nom d'une perle [1.3]
Exemples  7 Cameron sy £500 hividianany vatosoa fanao maitsomanana. [2.649#]
8 Ary hoy izy: tsy misy zavatra hafa tsy akory fa maitsomanana ihany, koa izay tratry ny ahy dia vidiko, fa ny vola ety miasa, koa raha lany izy dia manafatra indray. [2.366#]
Hypéronyme 
Co-hyponymes 

Mis à jour le 2025/09/12