Entrée maitso mavana (maitso, avana)
Partie du discours locution
Définition malgache ilazana ny ahitra milenodenoka, na ny lokon-javatra mitovy amin' izany: Maitso mavana izany lohasaha izany ka maha-te hipetrapetraka [Rajemisa 1985]
Traduction française vert brillant tirant sur le jaune [Abinal 1888]
Exemples Maitso mavana noho ny fitsirin' ny ahitra ny vohitra. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 5]

Entrée maitsomavana (maitso, avana)
Partie du discours nom
Traduction française nom d'une perle [Abinal 1888]
Tableaux et planches Les perles malgaches

Mis à jour le 2020/07/31