Entrée takibaka
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Bezanozano] lanivoa [Rakotosaona 1972]
   Ny ilany amin' ny kibo, ny faritra eo anelanelan' ny taolantehezana farany ambany sy ny moja. [Vocabulaire: Biologie]
¶ Ilazana ny elanelan' ny zoro amin' ny rindrina, na afovoan' ny zoro anankiroa [Rajemisa 1985]
Définition française   le flanc, la partie située entre la hanche et les côtes. [Vocabulaire: Biologie]
¶ la partie moyenne des cloisons, celle qui est vers le milieur d'une chose, le milieu [Abinal 1888]
Dérivations  
Autres orthographes  

Mis à jour le 2012/08/23