<-
->

Gen / Jen 49:1 And Jacob called unto his sons, and said, Gather yourselves together, that I may tell you that which shall befall you in the last days. Ary Jakoba namory ny zananilahy ka nanao hoe: Mivoria ianareo, mba hanambarako aminareo izay ho tonga aminareo any am-parany. Ary Jakoba namory ny zanany lahy, ka nanao taminy hoe: Mivoria hianareo, fa hambarako aminareo izay ho tonga aminareo any am-parany any: Jacob appela ses fils et dit : Réunissez-vous, que je vous annonce ce qui vous arrivera dans la suite des temps.