<-
->

Gen / Jen 8:6 And it came to pass at the end of forty days, that Noah opened the window of the ark which he had made: Ary rehefa afaka efa-polo andro, dia novohan' i Noa ny varavarankelin' ny sambo-fiara izay efa nataony. Nony afaka efa-polo andro, Noe dia namoha ny varavarankely nataony tamin' ny sambo fiara, Au bout de quarante jours, Noé ouvrit la fenêtre qu' il avait faite à l' arche