Index

Proverbes : mahatsindry

Proverbe Boka manankarena, ka ny hafaliana tsy mahatsindry ny alahelo. [Veyrières 1913 #1954, Cousins 1871 #780]
Boka manankarena, ka ny harena tsy mahaleo ny alahelo. [Rinara 1974 #911]
Traduction française Le lépreux peut devenir riche, mais aucune joie ne saura tempérer sa tristesse. [Veyrières 1913 #1954]
Interprétation française Il ne peut y avoir de joie pour le lépreux. [Veyrières 1913 #1954]

Proverbe Ny fo rano mafana, ka izay tsy mahatsindry azy no mainy. [Rinara 1974 #3012]

Index