Entrée (1/2) | 1 mafana |
Partie du discours | 2 adjectif |
Radical | 3 fana |
Dérivés |
|
Tous les mots composés | 5 18 mots contenant mafana |
Explications en malgache |
6 [1.1] Tsy mangatsiaka, tsaroana fa somary mahamay: Efa mafana ny rano Mahatonga ny tena hahatsiaro hafanana, madisadisa ohatra ny tenehina: Mafana izany andro izany Mitana hafanana, manome hafanana: Akanjo mafana Sady betsaka no mihetsiketsika fatratra: Mafana ny asa atỳ avaratra atỳ, izany! Enti-milaza olona mampiseho fahazotoana, fahavitribitrihana amin' ny asa ataony (matetika anefa ny hoe mafana fo no ampiasaina amin' itỳ hevitra farany itỳ): Mafana Rangahy iny rehefa miasa |
Explications en anglais |
7 [1.2, 1.7] warm, hot |
Explications en français |
8 [1.8] chaud; qui a chaud |
Exemples |
9 [2.470] sakafo mafana miditra an-kibo ihany no odiny. 10 [2.472] Nohanina ihany, saingy nalona ela tami' ny rano mafana vao laitry ny nify. |
Analogues | 11 mafotaka, mangotraka, marimaritra, ngorovitsika, afa-dranompanala, mahalala tondro, matimaty, mahamay, mandevy, mavaivay, mangotraka, mandoro, mivadibadika, mampitsovaka, mahavotsotra, migaingaina, midaindaina, manevoka |
Proverbes | 12 Proverbes contenant le mot mafana |
Entrée (2/2) | 13 Mafana |
Partie du discours | 14 nom propre (toponyme) [Liste complète] |
Mots élémentaires | 15 mafana |
Vocabulaire |
16 Géographie: agglomérations |
Anagrammes | 17 afanam, amafan, famana, Mafana, mafana, manafa, namafa |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |