Index

Proverbes : manaritra

Proverbe Ilaozanao mbola tsy manaritra aho, ka hanina anao no androatokon' aretina. [Rinara 1974 #1396]
Ilaozanao mbola tsy manaritra aho, ka ny hanina anao no androatokon' aretina. [Houlder 1895 #1990]
Ilaozanao mbola tsy manaritra aho, ka ny hanina anao no androa-tokon' ny aretina. [Veyrières 1913]
Traduction française Vous me laissez avant que je sois guéri, et le désir que j' ai de vous voir fait les deux tiers de ma maladie. [Veyrières 1913 #2793]
Vous me quittez avant que je sois guéri, et l' ennui de vous forme les deux tiers de ma maladie. [Houlder 1895]

Proverbe Raha mahare teny tsy tiana : ny marary tonga finaritra ary ny malemy tonga matanjaka. [Rinara 1974 #3599]
Raha mahare teny tsy tiana : ny marary tonga manaritra, ny malemy tonga matanjaka. [Veyrières 1913 #2820, Cousins 1871 #2674]
Traduction française En entendant des mots désagréables, les malades sont guéris et les faibles deviennent forts. [Veyrières 1913 #2820]
Interprétation française On se trouve excité par les mots désagréables. [Veyrières 1913 #2820]

Index