Index

Proverbes : mpanarivo

Proverbe Aleo mpanjato anilan' ny havana, toy izay mpanarivo tsy atrehin' olon-tiana. [Rinara 1974 #18]

Proverbe Maty vao lanjaina toy ny mpanarivo mahihitra. [Veyrières 1913 #2304]
Traduction française Attendre d'être mort pour se faire porter comme le richard trop avare. [Veyrières 1913 #2304]

Proverbe Mpanarivo maty vorombe, malahelo maty ganagana, mpamosavy maty vorondolo : samia mihinana ny azy rahavana. [Rinara 1974 #2582]

Proverbe Mpanarivo roa ray : mitraka mahazo ny trafony, miondrika mahazo ny tratrany. [Rinara 1974 #2583]

Index