Index

Proverbes : mpiaro

Proverbe Kijana maty omby lahy, ka sady very mpiaro no tsy mahare tretrenam-pitokiana. [Rinara 1974]

Proverbe Mivadikadika ny ravim-boaseva : mason’ a mpiaro manela-potsy. [Samson 1965 #M123]

Proverbe Ny fahamarinana no mpiaro tsara indrindra. [Veyrières 1913 #2957]
Traduction française La justice et la vérité sont les meilleurs protecteurs. [Veyrières 1913 #2957]

Index