Entrée Toamasina (toa, masina)
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste complète]
Vocabulaire 
Exemples 
1Tsy mihoatra an' Toamasina mianatsimo na oviana na oviana ny sambolay! [Andriamalala: Ranomasina, page 44]
2Vao vita kelikely ny lalam-by Antananarivo-Toamasina, dia nasiany sampana avy ao Moramanga mankany amoron' Alaotra. [Andraina: Mitaraina, page 63]
Toponymie toa, masina

Entrée Toamasina (toa, masina)
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste complète]
Définition française nom français: Tamatave [3.1]
Vocabulaire 
Toponymie toa, masina
Illustrations 

Entrée Toamasina
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste complète]
Définition malgache iray amin'ny faritany enina eto Madagasikara. Misy faritra telo ao anatiny: Analanjirofo, Alaotra Mangoro, Atsinanana [3.1]
Vocabulaire 
Tableaux et planches Les six provinces
Illustrations 

2015/01/03