<- -> |
[King James Bible] Book of Isaiah |
[Baiboly 1865] Isaia |
[Baiboly Katolika] Izaia |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Isaïe |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Isa / Iz 37:14 | And |
Dia noraisin' i Hezekia tamin' ny tanan' ny iraka ny taratasy ka novakiny, dia niakatra nankao an-tranon' i Jehovah izy ka namelatra iny teo anatrehan' i Jehovah. | Noraisin' i Ezekiasa avy eny an-tanan' ireo iraka ny taratasy, ka novakiny; dia niakatra ho ao an-tranon' ny Tompo izy sady namelatra izany teo anatrehan' ny Tompo. |