<-
->

Isa / Iz 37:17 Incline thine ear, O Lord, and hear; open thine eyes, O Lord, and see: and hear all the words of Sennacherib, which hath sent to reproach the living God. Atongilano ny sofinao, Jehovah ô, ka mihainoa; ahirato ny masonao, Jehovah ô, ka mijere; ary mihainoa ny teny rehetra izay nampitondrain' i Sankeriba hihaika an' Andriamanitra velona. Atongilano ny sofinao, Iaveh, ka mihainoa! Ahirato ny masonao, Iaveh, ka mijere? Henoy avokoa ny tenin' i Senakeriba izay nalefany, hanevatevana an' ilay Andriamanitra velona. Prête l' oreille, Yahvé, et entends, ouvre les yeux, Yahvé, et vois. Entends les paroles de Sennachérib qui a envoyé dire des insultes au Dieu vivant.