<- -> |
[King James Bible] Book of Isaiah |
[Baiboly 1865] Isaia |
[Baiboly Katolika] Izaia |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Isaïe |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Isa / Iz 6:1 | In the year that king |
Tamin' ny taona nahafatesan' i Ozia mpanjaka no nahitako ny Tompo nipetraka teo ambonin' ny seza fiandrianana avo sady manerinerina, ary ny ebaneban' akanjony nahafeno ny tempoly. | Tamin' ny taona nahafatesan' i Oziasa, mpanjaka, no nahitako ny Tompo, nipetraka teo ambonin' ny seza fiandrianana avo sy manerinerina, ary nahafeno ny tempoly ny rebareban' akanjony. | L' année de la mort du roi |