<-
->

Jer / Jr 18:14 Will a man leave the snow of Lebanon which cometh from the rock of the field? or shall the cold flowing waters that come from another place be forsaken? Hitsahatra tsy ho eo amin' ny vatolampy any an-tsaha va ny oram-panalan' i Libanona, ary mety ho ritra va ny rano maria sady mangatsiaka avy amin' ny tany hafa? Hitsahatra tsy ho eo amin' ny vatolampy eny an-tany lemaka, va ny oram-panalan' i Libàna? Hita ritra va ny rano avy lavitra, ka mangatsiatsiaka sy mandeha? La neige du Liban abandonne-t-elle le rocher de la campagne? Tarissent-elles, les eaux des pays étrangers, les eaux fraîches et courantes?