Index

Proverbes : abidy

Proverbe Abidy manely vary ; samy manano izay ho efany. [Samson 1965 #A2]

Proverbe Abidy nahazo masina : tsy ampiana koa. [Samson 1965 #A3]

Proverbe Abidin-trova : ny lany lanina. [Samson 1965 #A4]

Proverbe Abidy vaky lananana : misaraka amin-trehy. [Samson 1965 #A1]

Proverbe Mangalakalaka karaha voanjo natapin’ abidy. [Samson 1965 #M103]

Proverbe Ranomasina nasaok’ abidy : lasana my fa nahazahoana. [Samson 1965 #R39]

Index