Index

Proverbes : meva

Proverbe Galona sy lopotra : tafaray samy meva. [Rinara 1974]
Lopotra sy galona, ka tafaray samy soa. [Rinara 1974 #1812]

Proverbe Mitsangana aho, toa meva ; mitalapetraka aho, toa hamabo : izaho miteny ihany no andrian’ ny adidy. [Cousins 1871]
Mitsangana toa meva, mipetraka toa hamabo, nefa izaho miteny ihany no andrian' ny adidy. [Rinara 1974 #2501]

Proverbe Ondry homan-ketsa : maty homana ny meva. [Cousins 1871]
Ondry homan-ketsa : maty homana ny soa. [Veyrières 1913 #2233, Cousins 1871]
Ondrilahy homan-ketsa : maty homana ny soa. [Rinara 1974 #3452]
Traduction française Brebis qui mange des plants de riz : elle meurt de manger ce qui est bon. [Veyrières 1913 #2233]
Interprétation française Le maître des plants de riz l' assomme sur place ; sens : bien mal acquis ne profite pas, on est puni par où on a péché. [Veyrières 1913 #2233]

Index