Index

Proverbes : miedinedina

Proverbe Akoholahy maneno an-drova, ka samy te-hoderain' ny tompony. [Rinara 1974]
Akoholahy maro an-drova : samy ta-haneno avokoa. [Veyrières 1913 #181, Cousins 1871 #64]
Toy ny akoholahy an-drova : ka tsy vitan' ny miedinedina fotsiny fa te-haneno koa. [Rinara 1974 #4249]
Toy ny akoholahy an-drova: samy ta-haneno avokoa. [Houlder 1895 #814]
Traduction française Coqs nombreux dans un enclos : chacun veut chanter et faire taire les autres. [Veyrières 1913 #181]
Pareils aux coqs habitant la même cour: ils veulent tous chanter en même temps. [Houlder 1895 #814]
Interprétation française Se disait de l' entourage du souverain, des courtisans qui veulent tous avoir la première place. [Veyrières 1913 #181]

Proverbe Fahy ombin' Imboarina ka ny trafony ihany no miedinedina. [Rinara 1974 #1057]
Fahy ombin’ Imboarina: ny trafony ihany no miedinedina. [Cousins 1871]

Proverbe Mahazo voamena, manita-kitapo ; maty kirobo, mbola ho hendry; mahatonga masonkarena, miedinedina. [Cousins 1871 #1415]
Mahazo voamena, manita-kitapo, maty kirobo, mbola ho hendry, mahatonga ny masonkarena, miedinedina. [Rinara 1974 #126]

Index