Entrée |
mitsinjo
(tsinjo)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Définition malgache | Mitazana lavitra avy amin' ny toerana ambony: Mitsinjo ny eny an-tsaha rehetra eny izahay ¶ Manatrika: Tsy tsara, hoy ny Ntaolo, ny manorin-trano mitsinjo vava lohasaha ¶ Mitandrina, miambina: Mitsinjo sy mitahy ny velona ve ny Razana? ¶ Mikarakara: Tokony hitsinjo ny ho avintsika isika dieny izao.
[Rajemisa 1985]
|
| mihevitra ny ho avy [SLP 1986]
|
Traduction française | prévoir [SLP 1986]
|
Morphologie |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Exemples | Ny fanendasana sy ny fampirimana an-tsobika no tonian-dahasa ny alarobia tontolo sy ny alakamisy tsy ahita-mitsinjo olona. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 33]
|
Citations |
Toponymie |
|
|
Entrée |
Mitsinjo
(mi-, tsinjo)
|
Partie du discours | nom propre (toponyme)
|
Vocabulaire |
Toponymie | tsinjo |
|
Entrée |
Mitsinjo
(mi-, tsinjo)
|
Partie du discours | nom propre (toponyme)
|
Vocabulaire |
Toponymie | tsinjo |
Illustrations |
|
|